‹ Shared playlists

OMEO AZY - Rija Ramanantoanina

https://www.facebook.com/fessebooky OMEO AZY (COVER Fob Frijolito) Dia nifitsaka mangina ilay zandry feno loto nanondrika ny lohany, nandinika ny tany, nitsahiny rehetra, mitsinjo izay ho alehany ... Ny hodiany moa tsy misy, Ny vatsy koa dia foana, Ny an-koditra miharovitra, Ny fafin'ny fanala, Ny hovitry ny hatsiaka. Niaretany avokoa ireo. Fa trotraky ny fiainana 'Lay tovolahy ka fanina Tsy hita intsony aleha Fa tapitra ny lalany Ka ny ainy ho lasa No hany sisa andrasany Dia nivadika ny taona Nandroso ny andro Dia hitako Ranamana Arahin-tovovavy Mibaby zazakely, mitovy loko aminy fa zara raha mitafy ity zazamenavava matory eo an-damosiny Toa taratra sahady! ny aloky ny ampitso sy ny endriky ny ho fiainany... Voatokana hijaly ve? ity zandrikely mihalehibe... Tsy hita intsony izay aleha Toa tapitra ny lalany F'izay an-drainy tsy hita hodiavina Ray ô! Ny anio sy ny ampitso izay Anao raha sitrakao Anomezo azy koa. Omeo azy anio ny hazavana izay tsy hitany hatrizay Omeo azy Raiko ô!

Loop this playlist (11 videos)

Videos in this playlist

YouTube video w_EjWbpK6y8
Video: w_EjWbpK6y8
YouTube video XmUnoMBCSiE
Video: XmUnoMBCSiE
YouTube video -XpI-8l1qm0
Video: -XpI-8l1qm0
YouTube video Z_u3adhsnDc
Video: Z_u3adhsnDc
YouTube video IsQvpY-mLH0
Video: IsQvpY-mLH0
YouTube video RMoMpeSaZMg
Video: RMoMpeSaZMg
YouTube video sUerkf_4LVw
Video: sUerkf_4LVw
YouTube video uIGtj0dI1FQ
Video: uIGtj0dI1FQ
YouTube video hN1wSfDxVH0
Video: hN1wSfDxVH0
YouTube video -Ij_YkSFjNs
Video: -Ij_YkSFjNs
YouTube video BI46Cpax8aY
Video: BI46Cpax8aY